|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 mamiko |
| Fototeny | 2 hamy |
| Sokajin-teny | 3 mpamaritra mamy sy mpisolo |
| Ohatra |
4 dia sitrako, ry ambanilanitra, dia mamiko, ry ambanilanitra
[2.48#1116]
5 Ary tamin'izay dia nahatsiaro aho ka nahita; ary mamiko ny torimasoko [2.996#30:031:026/Jeremia 31:26] |
| Fikambanana | 6 Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 2 misy ny teny hoe mamiko |
| Teny iditra (2/2) | 7 mamiko |
| Sokajin-teny | 8 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
9 [Betsimisaraka] mikapoka amin'ny tady
[1.78] |
| Fivaditsoratra | mamiko, 10 mamoky |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/10/18 |
|