|
|
|
|

Teny iditra 1  mamompotra
Fototeny  2 fompotra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Fanazavàna teny malagasy  7 Mandany indray mifaoka [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  8 [Provincial] to gather in a heap [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  9 rafler, enlever le tout, l'épuiser [1.3]
Tsipelina hafa  10 manafompotra

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22