Entry mampirehitra (rehitra)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Mamelona: Mampirehitra afo ~ Mampirehitra ny ady ny tsy fifanarahana [1.1]
Explanations in French Faire allumer, allumer [1.107]
Examples Dia mitataovovonana mampigaingaina ny andron'i Toamasina eo amin'ny ati-lohataona, ka mampirehitra ny fasika mamirapiratra tsy ho azo hitsahina. [2.583]
Morphology 
Present : mampirehitra
Past : nampirehitra
Future : hampirehitra
Imperative : mampireheta
Synonyms mandrehitra

Updated on 2020/07/31