|
|
|
|

Teny iditra 1  mampizara
Fototeny  2 zara
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Fanazavàna teny frantsay  [1.3#868]
Ohatra  7  Ny mampizara ny fijery dia ny toerana niavian' ny Malagasy mainty hoditra : avy any Azia hoy ny sasany, avy any Afrika, hoy ny hafa. [2.508#12]
8  Nony tonga anefa ny Vazaha sy ny Fivavahana Kristiana ka narodany io efitra nampizara io, ireo efa maivoky ny lahasa dia niezaka mba hitovy amin' ny Malagasy afaka toa azy; [2.285#113]

Nohavaozina tamin' ny 2026/09/04