Entry |
manaitra
(traitra)
|
Part of speech | active verb
|
Explanations in Malagasy | Mamoha amin' ny torimaso: Tsy nisy nanaitra ahy ka dia diso fidirana terỳ aho Mampitahotra tampoka, mampivadi-po: Nanaitra ahy ny fahitako ilay olona niditra tampoka tao an-trano Manatabataba tampoka ka mahatonga handositra: Iza no nanaitra ilay vorona nitsindrotsindroka teto Mahagaga: Manaitra ahy izany vaovao lazainao izany [1.1]
|
Explanations in English | To startle, to excite [1.7]
|
Explanations in French | Surprendre; alarmer; éveiller [1.8]
|
Examples |
1 | Ny manofa lamba olona, fa manaitra.
[1.437]
|
2 | Manaitra am-boalohany fotsiny fa mora miofo.
[2.643]
|
|
Morphology |
Present : |
manaitra |
Past : |
nanaitra |
Future : |
hanaitra |
Imperative : |
manaira |
|
Proverbs |
|