|
|
|
|
Teny iditra
1
manakorosy
Fototeny
2
korosy
Sokajin-teny
3
matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny
4
Ny ankehitriny :
manakorosy
5
Ny lasa :
nanakorosy
6
Ny hoavy :
hanakorosy
7
Filaza mandidy :
manakorosia
Fanazavàna teny malagasy
8
Mampikorotsaka sady manosika
[
1.1
]
Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20