|
|
|
|
Teny iditra
1
manasalobona
Fototeny
2
salobona
Sokajin-teny
3
matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny
4
Ny ankehitriny :
manasalobona
5
Ny lasa :
nanasalobona
6
Ny hoavy :
hanasalobona
Fanazavàna teny malagasy
7
Manarona olona na zavatra amin' ny lamba
[
1.1
]
Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20