Entry | mandalambitsika | |
Part of speech | adjective | |
Explanations in Malagasy | Enti-milaza lamba na akanjo efa tonta ka manambana ho rovitra, efa makarakara ho triatra: Nampalahelo ny nijery ilay mpangataka: satroka efa loaka ny tampony, pataloa efa mandalambitsika: izany no hita teny aminy [1.1] | |
Updated on 2020/07/31 |