Entry |
mandavo
(lavo)
|
Part of speech | active verb
|
Explanations in Malagasy | Manjera, mamotraka, manongana [1.1]
|
Explanations in English | To throw down, to strike down [1.2]
|
| To cast down, to cause to fall [1.7]
|
Explanations in French | Faire tomber; abattre [1.8]
|
Examples |
1 | Mandavo sorera ny lainga.
[2.69]
|
2 | Raha mandavo ahitra ihany no anaovana ireo.
[2.245]
|
3 | Ny mitevy aloha dia ny mikapa, manjera, mandavo hazo.
[2.643]
|
|
Morphology |
Present : |
mandavo |
Past : |
nandavo |
Future : |
handavo |
Imperative : |
mandavoa |
|
Compound words |
|
Proverbs |
|