Entry mandohalika (lohalika)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Mampijoro ny tena eo ambonin' ny ampelan-dohalika, ny ranjo amin' izany miforitra ka mitsotra any aoriana [1.1]
Explanations in English To kneel [1.7]
Explanations in French S'agenouiller [1.8]
Examples Isaky ny nanolotra ny anjara asa vitany ny tsirairay, dia nitety ilay roa metatra vitany, tsy mitsangana fa mandohalika ao anaty rano. [2.472]
Morphology 
Present : mandohalika
Past : nandohalika
Future : handohalika
Imperative : mandohaleha, mandohaliha
Proverbs 

Anagrams 

Updated on 2023/01/20