Entry | mangarom-bava | |
Elementary words | mangarona ; vava | |
Part of speech | locution | |
Explanations in Malagasy | Mampiditra ny tanana ao anaty vava Maka fanahy: milaza teny vitsivitsy izay toa sintonina indray, ka ny tetehina amin' izany dia ny hitenenan' ilay iresahana betsaka [1.1] | |
Explanations in English | To ask prying and indiscreet questions [1.7] | |
Explanations in French | L' homme confus met les doigts dans sa bouche. Geste ordinaire de confusion [2.415] | |
Poser des qestions indiscrètes [1.8] | ||
Updated on 2023/06/17 |