Entry | manoso-dratsy | |
Elementary words | manosotra ; ratsy | |
Part of speech | locution | |
Explanations in Malagasy | Mitovitovy amin' ny manoso-potaka ihany, saingy ny ratsy ataon' ny hafa no lazainy fa ataon' ilay olona haratsiny [1.1] | |
Explanations in English | To speak evil of someone [1.7] | |
Explanations in French | Calomnier, médire [1.8] | |
Synonyms | manoso-potaka | |
Updated on 2023/07/25 |