Entry masoivoho
Elementary words maso ; ivoho
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Solontenam-pikambanana na fanjakana any an-tany hafa; solontena mahatapaka any amin' ny toerana hafa: Rakotono masoivohon' ny fihambanam-barotray any Mojanga
Mitovy hevitra: andrianjahonoany [1.1]
 Misolo fikambanana na firenena iray any ivelan'ny foibe [1.13]
Explanations in French Un représentant, un agent [1.3]
 Les représentants du souverain, comme les yeux dont il se sert pour voir ce qui se passe derrière lui [2.415]
 Représentant, succursale, agence, ambassadeur [1.13]
Examples 
1Ekena ny hisiana masoivoho britanika honina ao amin' ny renivohitra. [2.508]
2hasiana kaonsily avy any amin' ny tanin' ny roa tonta ary koa masoivoho ao Antananarivo; [2.366]
Analogs  andrianjahonoany
Proverbs 

Updated on 2023/12/16