Entry | meksikanina | |
Part of speech | noun or adjective | |
Explanations in Malagasy | Ny firenena monina any amin' ny tanin' i Meksika (Amerika afovoany sy avaratra): I Mexico no renivohitry ny Meksikanina Mikasika an' i Meksika, an' i Meksika na avy any Meksika: Ny espaniola ihany no tenenin' ny mponina meksikanina [1.1] | |
Explanations in English | Mexican [3.1] | |
Explanations in French | Mexicain, mexicaine [3.1] | |
Vocabulary | Geography: countries, people | |
Origin | French: mexicain. | |
Updated on 2020/07/31 |