Entry |
mialoka
(aloka)
|
Part of speech | active verb
|
Explanations in Malagasy | Maka toerana eo ambany zavatra iray izay miaro ny tena amin' ny hainandro na orana: Aza mialoka eo ambany hazo raha misy oram-baratra [1.1]
|
Explanations in English | To take shelter from rain or sun. In Imerina the reduplicated form is more frequently used of shade from the sun. [1.2]
|
| To go into the shade; to take shelter [1.7]
|
Explanations in French | Se mettre ou être à l'ombre; s'abriter [1.8]
|
Morphology |
Present : |
mialoka |
Past : |
nialoka |
Future : |
hialoka |
Imperative : |
mialofa |
|
|