Entry miantitra (antitra)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Manaraka hatramin' ny fahanterana: Hoentinao miantitra mihitsy io kilema io raha tsy fongorinao dieny izao [1.1]
Morphology 
Present : miantitra
Past : niantitra
Future : hiantitra
Proverbs 

Updated on 2023/01/05