|
|
|
|
Teny iditra
1
mifampi
tsim
bina
Sokajin-teny
2
matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny
3
Ny ankehitriny :
mifampitsimbina
, mifampitsimbin-, mifampitsimbim-, mifampitsimbi-
4
Ny lasa :
nifampitsimbina, nifampitsimbin-, nifampitsimbim-, nifampitsimbi-
5
Ny hoavy :
hifampitsimbina, hifampitsimbin-, hifampitsimbim-, hifampitsimbi-
Ohatra
6
Efa fantatro fa tsy
mifampitsimbina
na ny samy mahantra aza.
[
2.472#98
]
Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20