Entry | mifanaiky (aiky) | ||||||||
Part of speech | active verb | ||||||||
Explanations in Malagasy | Mifanao fanekena: Nifanaiky ny andaniny sy ny ankilany fa hatsahatra ny ady Mifanaraka, manapakevitra miaraka: Tsarovy ja nifanaiky tamiko ianao fa hanome vola ariary zato ahy Enti-milaza olona roa mifanao fanekena fa hivady: Efa nifanaiky teo imason' Andriamanitra sy ny fiangonana ianareo [1.1] | ||||||||
Explanations in French | Comme mifaneky [1.3] | ||||||||
Examples |
| ||||||||
Morphology |
| ||||||||
Proverbs | Proverbs containing the word mifanaiky | ||||||||
Updated on 2023/02/27 |