Entry mifanakaikikaiky (akaikikaiky (akaiky))
Part of speech active verb
Allegation Word or locution seen in: sahala [1.1]
Examples Ny fizarana ny iray volana ho herinandro efatra samy miafara amin' ny andro fahafilo, araka ny fanaon' ny Babyloniana, dia mifanahatahaka sy mifanakaikikaiky amin' ny fotoana ananan' ny volana ny endrika efatra (phases) eo amin' ny fiovaovany, dia ny isinam-bolana, ny tsinan-kerinandro (vakindoso), ny fenomanana, ary ny roatokombolana. [1.38]

Updated on 2023/01/20