Entry mifankahazo (azo)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Azon' ny anankiray izay tian' ny anankiray holazaina: Tsy hifankahazo na oviana izy roa lahy ireo satria ny iray moana sy marenina, ny iray jamba
Tsara resaka: Mifankahazo tsara izahay sy i dadatoanao [1.1]
Morphology 
Present : mifankahazo
Past : nifankahazo
Future : hifankahazo
Imperative : mifankahazoa
Compound words 
Proverbs 

Updated on 2023/08/19