|
|
|
|

Teny iditra (1/3) 1  mifanolotra
Fototeny  2 olotra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Fanazavàna teny malagasy  7 Mifampikasika: Nifanolotra angaha ny tranonareo taloha?
8 mifanakaiky [1.1]
Fikambanana  9  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny hoe mifanolotra
Ohabolana  10  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/3) 11  mifanolotra
Fototeny  12 tolotra
Sokajin-teny  13  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
14  Ny ankehitriny :
15  Ny lasa :
16  Ny hoavy :
Fanazavàna teny malagasy  17 Mifanome: Nifanolotra peratra izy ireo [1.1]

Teny iditra (3/3) 18  mifañolotra
Sokajin-teny  19  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  20 [Tanala] mifanila [1.78]

Fivaditsoratra  mifanolotra, mifañolotra

Nohavaozina tamin' ny 2026/10/22