Entry mifositra (fositra)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Mandoaka
Mandilotra hazo iray eo ambonin' ny hazo iray hafa mba hahazoana afo [1.1]
  [Sihanaka] Milevina, misitrika anaty tany [1.78]
Explanations in English To produce fire by friction.
To enter anything, to hide in the earth, to become embedded, as locusts and chameleons in depositing their eggs, or as a serpent in the grass, etc. [1.2]
Explanations in French Percer
Faire tourner un bois dans un autre pour produire du feu
Faire un trou dans la terre pour y déposer des oeufs, comme font les sauterelles: Mifositra ny fasika ny valala hanatodiza (Les sauterelles font un trou dans le sable pour y déposer leurs oeufs) [1.3]
Examples Raha nisy nandalo tamin' izay fotoana izay, dia ho nahita lehilahy iray amin' ny mangiran-dratsy, mifositra amin' ny tany eo ambody hazo, misy basy marovava sy angady eo akaikiny, mitomany mifokofoko irery eo. [2.472]
Morphology 
Present : mifositra
Past : nifositra
Future : hifositra
Imperative : mifosera

Entry mifositra (fositra)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Milozoka, mikezaka, mifofotra, milofo: Mifositra amin' ny asany io lehilahy io [1.1]
Explanations in English To be continually engaged in business with another; to urge importunately. [1.2]
Explanations in French S'appliquer avec ardeur: Mifositra amin' ny asany izy (Il s'applique avec ardeur à son travail) [1.3]
Morphology 
Present : mifositra
Past : nifositra
Future : hifositra

Anagrams 

Updated on 2022/09/12