|
|
|
|
Teny iditra
1
mikaretsika
Fototeny
2
ka
re
tsika
Sokajin-teny
3
matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny
4
Ny ankehitriny :
mikaretsika
5
Ny lasa :
nikaretsika
6
Ny hoavy :
hikaretsika
Fanazavàna teny malagasy
7
Sahiran-tsaina amin' ny raharaha
[
1.1
]
Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20