Entry milasy (lasy)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Mitoby, mandry an-tsaha (fiteny indrindra amin' ny miaramila): Eto ny miaramila no hilasy anio
Mivahiny maro any aman' olona ka manao parasy homana ao: Iray volana izao ry zareo ato avaratra no milasy any amin' ny havany any Antsirabe [1.1]
Explanations in English To encamp; to remain with, almost to live with one [1.2]
 To camp [1.7]
Explanations in French Camper [1.8]
Morphology 
Present : milasy
Past : nilasy
Future : hilasy
Imperative : milasia

Anagrams 

Updated on 2023/01/20