Entry |
miontana
(ontana)
|
Part of speech | active verb
|
Explanations in Malagasy | Mihendratra, mientana, taitra tampoka (ny fo): Niontana iray ihany ny fony noho ny tahotra. Mason-tanora mirangany anay / ka mifenifeny ny hahazo / Fon-jatovo miontana / ka miharana ny mba hotanana. (Rajaonah Tselatra) [1.1]
|
Explanations in English | To startle, to start up. [1.2]
|
Explanations in French | Tressaillir, être ému subitement: Miontana iray hiany ny foko (J'en suis tout ému) [1.3]
|
Morphology |
Present : |
miontana |
Past : |
niontana |
Future : |
hiontana |
|
|