Entry | misy azy | |
Elementary words | misy ; azy | |
Part of speech | locution | |
Explanations in Malagasy | Aoka fotsiny (ny hafaliany na ny alahelony na ny hatairany): Misy azy reniny mandre izao fahombiazany tsy roa aman-tany izao. [1.1] | |
Explanations in French | Quel sera ... [1.5] | |
Updated on 2023/04/16 |