Entry |
mitanjozotra
(tanjozotra (zojotra (zotra)))
|
Part of speech | active verb
|
Explanations in Malagasy | Mandeha betsaka manao ranolava mizotra toa milahatra [1.1]
|
Explanations in French | Se suivre, se succéder sans interruption:
Nitanjozotra ny vahoaka nankany an-tsena (La foule qui allait au marché se succédait sans interruption) [1.3]
|
Examples |
1 | Milahatra mifanao aloha sy aoriana izy rehetra, ka mitanjozotra lavabe
[2.69]
|
2 | Ny rivotra mamirifiry fatratra, ka indreny ny mpandeha mitanjozotra avy any Iranomainty misakoko ao anaty lamba sady manao fehiloha arohatsiaka.
[2.324]
|
|
|