|
|
|
|
Teny iditra
1
mitefin
te
fina
Fototeny
2
tefin
te
fina
Sokajin-teny
3
matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny
4
Ny ankehitriny :
mitefintefina
5
Ny lasa :
nitefintefina
6
Ny hoavy :
hitefintefina
7
Filaza mandidy :
mitefinte
fe
na
Fanazavàna teny malagasy
8
Basivava, misalovana amin' ny raharahan' ny sasany
[
1.1
]
Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20