|
|
|
|
Teny iditra
1
mitsingala
ha
la
Fototeny
2
tsingala
ha
la
Sokajin-teny
3
matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny
4
Ny ankehitriny :
mitsingala
ha
la
5
Ny lasa :
nitsingala
ha
la
6
Ny hoavy :
hitsingala
ha
la
Fanazavàna teny malagasy
7
Mikofokofoka, mitrifantrifana; miovaova, mivadibadika
[
1.1
]
Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20