Entry | mivahavaha (vahavaha (vaha)) | ||||||
Part of speech | active verb | ||||||
Explanations in Malagasy | Tsy tena mivaha, na mivaha matetika Enti-milaza lamba efa tonta ka mitsoaka na miala amin' ny toerany ny kofehy Trotraka izaitsizy: Mivahavahabe ihany izany taolako izany [1.1] | ||||||
Morphology |
| ||||||
Updated on 2023/01/20 |