Entry | mivahovaho (vahovaho) | ||||||
Part of speech | active verb | ||||||
Explanations in Malagasy | Mihararetra: Mivahovaho mafy ity mahantra ity ka asa na reraka na mangatsiaka Miambakambaka, miakanakana, mivakavaka, miambatrambatra: Nivahovaho aoka izany erỳ izy raha nandahateny tamin' ny vahoaka [1.1] | ||||||
Explanations in French | Trembler, parler difficilement [1.3] | ||||||
Morphology |
| ||||||
Updated on 2023/01/20 |