Entry |
mivalo
(valo)
|
Part of speech | active verb
|
Explanations in Malagasy | Mizara valo: Tokony hivalo ilay tanimbary vala be [1.1]
|
Explanations in English | To divide into eight [1.2]
|
Explanations in French | être partagé en huit [1.3]
|
Morphology |
Present : |
mivalo |
Past : |
nivalo |
Future : |
hivalo |
Imperative : |
mivaloa |
|
Compound words |
|
|
Entry |
mivalo
(valo)
|
Part of speech | active verb
|
Explanations in Malagasy | Mifona, mibaboka amin' ny fahadisoana ary milaza fa tsy hanao intsony; mibebaka: Namindrany fo ilay jiolahy nivalo [1.1]
|
Explanations in French | Se repentir, demander pardon, s'excuser [1.3]
|
Examples | Vavan'Andriamampandry izany, Andriamasinavalona, fa mivalo izahay!
[2.298]
|
Morphology |
Present : |
mivalo |
Past : |
nivalo |
Future : |
hivalo |
Imperative : |
mivaloza |
|
|