|
|
|
|
Teny iditra
1
mivandry
Fototeny
2
vandry
Sokajin-teny
3
matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny
4
Ny ankehitriny :
mivandry
5
Ny lasa :
nivandry
6
Ny hoavy :
hivandry
7
Filaza mandidy :
mivandria
Fanazavàna teny malagasy
8
Mitily, miandry izay hahavoazan' ny vela-pandrika napetraka
[
1.1
]
Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04