Entry |
mivonto
(vonto)
|
Part of speech | active verb
|
Explanations in Malagasy | Mitombo ho lehibe, ka mafimafy raha tsapaina na tsindriana; mibontana: Mivonto ny handriny Mitombo habe noho ny aretina, mibibaka, mibinabina: Mivonto ny tenany Mibontsina: Mivonto ny hoditra rehefa alona
[1.1]
|
Explanations in English | To swell up, to puff out [1.7]
|
Explanations in French | S'enfler [1.8]
|
| ahena ny mivonto: diminuer l'enflure. [1.13]
|
Examples | raha voa kasika ny hoditra, dia miendaka mivonto, dia mitera-drano;
[2.48]
|
Morphology |
Present : |
mivonto |
Past : |
nivonto |
Future : |
hivonto |
Imperative : |
mivontosa |
|
Compound words |
|
Proverbs |
|