Entry mizatra (zatra)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Manao izay hahatonga ny tena ho zatra: Tokony hizatra hamaky teny ianao [1.1]
 Mamola-tena amin'ny zavatra [1.13]
Explanations in French S'habituer, s'accoutumer, s'entraîner, s'adapter [1.13]
Examples 
1Rehefa lehibe hianao, hoy Ineny, ka mizatra tsara, dia hahay tsara. [2.332]
2Koa mizatra mandray na "mihinana" fotsiny ny saina fa tsy mikaroka intsony. [2.606]
Morphology 
Present : mizatra
Past : nizatra
Future : hizatra
Imperative : mizarà
Compound words 

Updated on 2023/02/16