|
|
|
|
Teny iditra
1
moimoy
Sokajin-teny
2
anarana
Sampanteny
Matoantenin' ny mpanao :
3
mimoimoy
Matoantenin' ny fameno :
4
imoimo
i
zana
Anarana :
5
fimoimoizana
,
6
fimoimoy
,
7
mpimoimoy
Mpamaritra :
8
mahamoimoy
Fanazavàna teny malagasy
9
Hasosorana aseho amin' ny fimonomononana na ny isitrisitra.
[
1.1
]
Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20