Entry mpiangaly (angaly)
Part of speech noun
Examples 
1Niaiky izahay roa lahy sisa fa tena mpiangaly ilay namana. [2.4]
2Tao Ambohitsilaozana, Soanagaly iray no mpiangaly tamin' ny fampihorohorona, fampijaliana, famonoana. [2.472]
Morphology 
Simple : mpiangaly, mpiangaliko, mpiangalinao, mpiangaliny, mpiangalintsika, mpiangalinay, mpiangalinareo, mpiangalin', mpiangalin-, mpiangalim-
Proverbs 

Updated on 2020/07/31