Entry | mpihaingo (haingo) | |
Part of speech | noun | |
Explanations in French | Celui qui se pare, qui est toujours paré [1.3] | |
Examples | Zaka moa dia efa mpihaingo hatramin' ny ela ka ny nanaitra taminy kosa, dia ny fahatsoran' ny fitafiany nony vao nanambady izy.
[2.5] | |
Proverbs | Proverbs containing the word mpihaingo | |
Updated on 2023/01/20 |