|
|
|
|
Teny iditra
1
namonamona
Sokajin-teny
2
anarana
Sampanteny
Matoantenin' ny mpanao :
3
minamo
na
mona
Matoantenin' ny iharana :
4
namonamonina
,
5
namonamony
,
6
tafanamonamona
Matoantenin' ny fameno :
7
inamonamonana
Anarana :
8
finamonamona
,
9
finamonamonana
,
10
mpinamonamona
Fanazavàna teny malagasy
11
Teny enti-milaza ny vava mitsakotsako sady miteny na mihirahira
[
1.1
]
Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20