Entry ndao
Part of speech imperative of passive verb [full list]
Explanations in Malagasy Teny ampiasaina mba hitaomana ny olona hiara-mandeha amin' ny tena: Ndao hifanala hazakazaka isika, hoy ny sokatra tamin' ny bitrodia [1.1]
Explanations in English A contraction or corruption of the word andeha, let us go. [1.2]
Examples 
1Ndao àry ianao hiaraka aminay. [2.472]
2- Avy nivahiny tany an-tany lavitra aho, hoy aho, ka ndao mba hiresaka kely isika mianaka. [2.471]
Other spellings 
Analogs  ndeha

Anagrams 

Updated on 2020/07/31