|
|
|
|
Teny iditra
1
nenonenona
Fototeny
2
nenona
Sokajin-teny
3
anarana
Sampanteny
Matoantenin' ny mpanao :
4
minenonenona
Matoantenin' ny fameno :
5
inenonenonana
Anarana :
6
finenonenona
,
7
finenonenonana
,
8
mpinenonenona
Fanazavàna teny malagasy
9
Fimenomenonana, fimonomononana, fitenenana arahingonongonona
[
1.1
]
Tovy hevitra
10
nenona
Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22