Entry |
ngarangidina
|
Part of speech | adjective
|
Explanations in Malagasy | Enti-milaza fotoana iray maharitra manontolo: Herinandro ngarangidina izy tsy nanendry hanina
[1.1]
|
Explanations in English | Complete, full, whole, perfect, applied to numbers. [1.2]
|
| Constituting a full period [1.7]
|
Explanations in French | Se dit d'une période complète: Herintaona ngarangidina (Une année complète) [1.3]
|
| Se dit d'une période pleine ou entière [1.8]
|
Examples | Ny taona 1928-1958 no tena niezahany sy nikarohany ny tantara betsileo, izany hoe nandrita ny 30 taona ngarangidina
[2.304]
|
Compound words |
|
Proverbs |
|