Entry ompana (ompa)
Part of speech passive verb
Explanations in Malagasy Ozonina: Nompany tsy habita variraiventy aho
Ozonina hifamotitra amin' ny havana akaiky: Nompany amin' ny anadahiny izy
Asiana teny ratsy, alikalikaina, tsizarizaraina: Nompany aho dia lasa izy, tsy lefitro izany fanalikalikana ahy izany. [1.1]
Explanations in English To be reviled, to be abused. [1.2]
 To be abused with foul language [1.7]
Explanations in French à qui on souhaite du mal, qu'on menace d'un malheur; qu'on maudit d'inceste [1.3]
 à qui on adresse des mots grossiers, des malédictions [1.8]
Morphology 
Present : ompana, ompako, ompanao, ompany, ompantsika, ompanay, ompanareo, ompan', ompan-, ompam-, ompa-
Past : nompana, nompako, nompanao, nompany, nompantsika, nompanay, nompanareo, nompan', nompan-, nompam-, nompa-
Future : hompana, hompako, hompanao, hompany, hompantsika, hompanay, hompanareo, hompan', hompan-, hompam-, hompa-
Imperative : ompao
Compound words 

Entry ompana
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fandraiketana mafy; fanerena hiankina amin-javatra [1.1]
Explanations in French Action d'attacher des objets ensemble [1.3]
Derivatives 

Anagrams 

Updated on 2023/09/08