|
|
|
|

Teny iditra 1  pilao
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Tady kely misy vongam-pira-mainty izay entina manamarina ny fahitsian' ny rindrina tsy vilana na mivohitra [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4 a plumb-line or plummet [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  5 le fil-à-plomb [1.3#486]
Ohatra  6  Indro, ny Tompo nitsangana teo ambonin'ny manda natao amin'ny pilao, sady nisy pilao teny an-tanany [2.996]
Voambolana  7  Toe-karena: fanorenana

Fivaditsoratra  8 apoly, 9 Paoly, 10 pialo, pilao, 11 piola

Nohavaozina tamin' ny 2026/07/17