Entry radio
Part of speech noun
Explanations in Malagasy [frantsay radio, izay fanafohezana ny hoe radiodiffusion] fandefasana onja tsy hita maso atao hoe onja "hertzienne", izay azo avadika ho feo ka entina hilazana vaovao, na tantara na lahateny: Tsy nihaino radio aho aninaraina [1.1]
 Fitaovana fandraisana na fandefasam-peo [1.13]
Explanations in French Radio [1.13]
Origin French: radio.

Entry radio
Part of speech noun
Explanations in Malagasy [frantsay radio, izay fanafohezana ny hoe radiographie] fitarafana zavatra tsy tantera-pahazavana, toy ny nofo, taolana, ka ahazoana mitsabo faritra marary any anaty: Efa natao radio ny tongony tapaka [1.1]
Origin French: radio.

Anagrams 

Updated on 2020/07/31