Entry |
rahoviana
(oviana)
|
Part of speech | adverb
|
Explanations in Malagasy | Entina manontany fotoana mbola ho avy: Rahoviana no ho tonga ny zokinao Tsy... na na oviana na oviana: Rahoviana Rakotono mba hampisambo-bola olona [1.1]
|
Explanations in English | When ? (of future time) [1.7]
|
Explanations in French | Quand? à quelle époque? (se dit de l'avenir) [1.3]
|
| Quand? (temps futur) [1.8, 1.5]
|
Examples |
1 | Rahoviana no hatao ny fampakarana?
[2.471]
|
2 | Ary rahoviana, hono, no ho vita izy ity?
[2.472]
|
|
Analogs |
fahoviana ~
oviana ~
na oviana na oviana |
|