Entry | raiketra | |
Part of speech | noun | |
Explanations in Malagasy | Karazan-tsilo fanaon' ny olona fefin-tokontany sy vala; noho ny raviny matevina sy be rano, dia izy no ataon' ny olona sakafon' ny biby -- na fanaon' ny olona sakafo koa aza -- any amin' ny tany kely ranonorana ka tsy misy voly maniry [1.1] | |
Explanations in English | raiketa [1.2] | |
Explanations in French | Cactus [1.5] | |
Vocabulary | Botany: tree | |
Other spellings | raiketa ~ raketa | |
Anagrams | erikatra, katirera, raiketra |
Updated on 2020/07/31 |