Entry rebareba
Part of speech adjective
Explanations in French Traînant, long et ample comme une robe [1.3]
Examples 
1Tsaroako koa ny fitafiko lamba rebareba fa toa tsy dia manaja loatra [2.4]
2nikiraro baoty tonta izy, satroka tsy hita amin' ny fizaran-taona firy no nisatrohany, nitafy akanjo rebareba mainty vasoka sy niofon' andro izy [2.270]
Compound words 

Entry rebareba
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Akanjo na fitafiana lava be sy mitaritarika [1.1]
Explanations in French Habit large, long, traînant [1.3]
Examples Hitany aho, izaho, ilay pretra mitondra rebareba efa konka. [1.369]
Derivatives 
Proverbs 

Updated on 2021/07/31