Entry rendrehana (rendrika)
Part of speech adjective
Explanations in Malagasy Renoka kely amin' ny torimaso na dia mbola tsy matory tanteraka aza: Teo amin' ny sivy alina teo ho eo tamin' izay; mbola vao rendrehana fotsiny izahay rehetra [1.1]
Explanations in English Sleepy [1.7]
Explanations in French Qui a sommeil, assoupi [1.8]
Other spellings 

Updated on 2020/07/31