|
|
|
|
Teny iditra
1
rin
tona
Sokajin-teny
2
anarana
Sampanteny
Matoantenin' ny mpanao :
3
mi
rin
tona
Matoantenin' ny iharana :
4
tafarintona
Matoantenin' ny fameno :
5
irin
to
nana
Anarana :
6
firintona
,
7
firintonana
,
8
mpirintona
,
9
sa
rin
tona
Mpamaritra :
10
maharintona
Fanazavàna teny malagasy
11
Fandehanana miala tampoka noho ny hatezerana na hasosorana.
[
1.1
]
Fivaditsoratra
rintona
,
12
rontina
Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20